Teny iditra | 1 kaonkaona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanenon' ny biby sasany, toy ny vorontsiloza kaikaika tsy misy fiatoana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a cry of complaint |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] gémissement |
Voambolana |
6 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 7 Ontam-po 8 Feo |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 14 anakonako, anankoako, anokanako, kaonkaona, nanakoako, nokakanao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |