Teny iditra | 1 kaozatra |
Fototeny | 2 ozatra |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mahia dia mahia, afa-nofo. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] very thin, emaciated |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] très maigre, décharné |
Ohatra |
7 Ny hany tsy lany dia ireo feno hatina, na mahia kaozatra, na manan-takaitra hita mibaribary. [2.472#] |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 10 kaozatra, tarazoka, tarozaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |