|
|
|
|

Teny iditra1  kapa tokana
Singan-teny  2  kapa, tokana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] karazan-daka toy ny kapa tsotra ihany, saingy mihorirana kely kosa ny vatana, dia entina mankeo anoloana ny tongotra vao alefa amin' ilay asiana, ka mazàna no mahavoa ao an-danivoa
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] (kapatokana) a mode of playing diamanga
Mpanahaka  6  diamanga

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/17