Teny iditra kapavava
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Teny enti-milaza fahafenoana raha mamatra zavatra ka atao somary voakaoka kely ny safovava [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31