Teny iditra (1/2) | 1 kapisily |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatra kely mandrehitra ny vanja amin'ny sofim-basy raha donina, ka mampipoaka ny bala |
Voambolana |
4 Miaramila |
Teny iditra (2/2) | 5 kapisily |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Teny ilazana ilay vy kely boribory atao saron' ny tavoahangy sasantsasany |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |