Teny iditra | 1 kapiteny |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny lietnà ary ambanin' ny komandà; mitovy fahamboniana amin' ny lieutenant de vaisseau amin' ny tanisa andranomasina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a captain |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] capitaine |
Ohatra |
6 Manao ahoana, hono, ny kapiteny Cadet? [2.643#] 7 Gaga ry zareo fa hay kapiteny kely mainty hoditra ilay izy. [2.472#] |
Voambolana |
8 Miaramila |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny kapiteny io |
Lahatsoratra |
10 Randzavola: kapiteny ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 11 kapiteny, pitanike |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |