Teny iditra | 1 kapoly |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [Taisaka, Tandroy, Tsimihety]
Hazo madinidinika mahatratra roa metatra sy sasany ny halavany, izay ahazoana ditiny mandronono fotsy mety mivaingana ary azo nifisana ho toy ny tady kely |
Voambolana |
4 Haizavamaniry: hazo |
Fivaditsoratra | 5 kapoly, kolipa, piloka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |