Teny iditra | kapy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | (teny tranainy) Teny enti-milaza olona azo babo, sambobelona ivelan' ny ady [1.1] | |||
Teny iditra | kapy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Hena mahia sady mafy [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Tovy hevitra | kapikapy | |||
Teny iditra | kapy | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | (teny tranainy) Mahia, manify kely, kapilany [1.1] | |||
Fivaditsoratra | kapy, kipa, paky, pika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |