|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  kara-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe karaka

Teny iditra (2/5)3  kara-
Sokajin-teny  4  endritenin' ny hoe karatra

Teny iditra (3/5)5  kara
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny frantsay  7  kaRAha [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  8  karaha

Teny iditra (4/5)9  kara
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  kary: Kara tomañy am-bohom-bala ka tsy ba mañosa-vy fa mañambara loja (kary tomany any ivelan-tanana tsy mba mamosavy fa milaza loza) [Tanala] [1.78]

Teny iditra (5/5)12  kara
Sokajin-teny  13  anarana
Voambolana  14  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  15  Bridelia pervilleana var. humbertii Leandri (Euphorbiaceae). Arbuste croissant sur les dunes maritimes du Sud, parmi les broussailles épineuses. Encore appelé kitata. [Tandroy] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  17  kara-, raka

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/11