|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  kara-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe karaka

Teny iditra (2/5)3  kara-
Sokajin-teny  4  endritenin' ny hoe karatra

Teny iditra (3/5)5  kara
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.19] [Tankarana] karaha
Tovy hevitra  8  karaha

Teny iditra (4/5)9  kara
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Tanala] kary: Kara tomañy am-bohom-bala ka tsy ba mañosa-vy fa mañambara loja (kary tomany any ivelan-tanana tsy mba mamosavy fa milaza loza)

Teny iditra (5/5)12  kara
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.196] Bridelia pervilleana var. humbertii Leandri (Euphorbiaceae). Arbuste croissant sur les dunes maritimes du Sud, parmi les broussailles épineuses. Encore appelé kitata. [Tandroy]
Voambolana  15  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  17  arak, kara, kara-, raka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08