Teny iditra karakaty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo efa maina dia maina [1.1]

Teny iditra karakaty
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy (teny tranainy) Haraka na vovohina aty [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31