|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  karamaoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsimisaraka] zavatra tsy misy asany nefa tahirizin'ny ankizy ao an-trano [1.78]

Teny iditra (2/2) 4  karamaoka
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 [Betsimisaraka] Tsaramaso maina hambolena [1.78]
Voambolana  7  Haizavamaniry: anana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04