| Teny iditra | 1 karankaina |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 faran'izay maina, tsy misy orana; sarotra ivelomana
[1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 dry and desolate (of land)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 sec et désert (se dit des terres)
[1.8] 6 super aride [1.13] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|