Teny iditra karao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vy voavoatra hatao fipasohana [Rajemisa 1985]
 fera fipasohana atono [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay fer à repasser [SLP 1986]
Ny fihaviany Frantsay: carreau.

Teny iditra karao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Asparagus greveanus H.Perrier (Liliaceae). D'après le fichier manuscrit de R. Decary. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Asparagus greveanus

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31