|
|
|
|

Teny iditra1  karaobato
Singan-teny  2  karaoka, vato
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Vato madinika betsaka misolo ny nofon-tany ary mampikorisa raha hitsahina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  terrain rocailleux [1.13]

Fivaditsoratra  6  karaobato, koratabao, taboroaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/11