|
|
|
|

Teny iditra1  karaoty
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Karazan' anambazaha misy vodiny menamena lavalava izay fanao laoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a carrot [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  (du français « carotte »). Plante potagère bien connue, originaire de région méditerranéenne. C'est de tous les légumes européens celui que les Malgaches ont le mieux adopté. Daucus sativus (Hoffm.) Röhl. ex Pass. (Apiaceae). [Merina] [1.196]
Ohatra  6  Hita amy ny Fary sy ny karaoty indrindra izy, nefa rnisy koa amy ny Voalohoka sy ny Feso, ete. [1.357#]
7  Raha misy, mba anafaro fitotoananana aho, fa mandany fotoana be loatra ny mitetika ovy na karaoty. [2.332#]
Voambolana  8  Haizavamaniry
Tsipelina hafa  9  karoty
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  11  akotray, karaoty

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/04