Teny iditra karatoa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Faikan-tavin-kena avy nakana menaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ karatò ] Gratton, lard grillé; résidu du lard fondu [1.3]
Fanazavàna teny anglisy [ karatò ] Cracklings left after rendering lard [1.7]
Fanazavàna teny frantsay [ karatò ] Grattons [1.8]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: gratton.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31