Teny iditra karavasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tady na hoditra fikapohana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A whip [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cravache [1.3]
 Cravache, fouet [1.8]
Sampanteny 
 
Ny fihaviany Frantsay: cravache.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31