Teny iditra (1/2) | 1 karavato |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fehin-tenda enti-mihaingo |
Ohatra |
4 nanaovany karavato fotsy lehibe, fa fomban' ny Mpitandrina izany fehizay. [2.649#58] |
Voambolana |
5 Toe-karena: zaitra |
Teny iditra (2/2) | 6 karavato |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.405] [Sakalava-Mayotte]
gravillon |
Fivaditsoratra | 9 karavato, voakatra, voatraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |