Teny iditra Karemy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fepotoana efapolo andro manomboka ny Alarobian' ny lavenona ka miafara amin' ny asabotsy masina, ifadian' ny kristianina katolika hanina sy hena isan-jomà ho fanaovana asa fivalozana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy Lent [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay Carême [Abinal 1888]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: carême.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31