|
|
|
|

Teny iditra1  karenina
Fototeny  2  renina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Teny somary manesoeso ilazana ny olona donto, tsy mahare tsara
ary koa ny vilany tsy dia malady loatra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#314] qui n'écoute rien, têtu
se dit aussi des marmites lentes à se chauffer au feu

Fivaditsoratra  6  ankareny, arin-kena, karenany, karenina, nanerika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21