Teny iditra (1/4) | 1 karepoka |
Fototeny | 2 kepoka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Feon-javatra kepohin' ny nify ao anaty vava. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] the sound made by crushing anything between the teeth; crunching |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] bruit sonore de ce qui craque sous la dent, comme des buiscuits, comme le tubercule du karepoka; bruit de ce qu'on écrase sous les pieds action de croquer avec les dents |
Voambolana |
7 Feo |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/4) | 13 karepoka |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.13] taola-malemy |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.13] cartilage |
Voambolana |
17 Haiaina |
Tovy hevitra | 18 taolan-karepoka |
Teny iditra (3/4) | 19 karepoka |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.1] Karazan-javamaniry sahala amin' ny ahitra maniry eny rehetra eny, ka ny vodiny hanin' ny ankizy |
Fanazavàna teny anglisy |
22 [1.2] the name of an herb. Cyperus esculentus, L. the name of a shrub used for making a red dye |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [1.196] [Sihanaka]
Cyperus esculentus L. (Cyperaceae). Espèce pantropicale dont les stolons grêles sont renflés çà et là en tubercules. On donne à ces tubercules consommés comme légume le nom de karepoka. Voir aussi karekika 24 [1.196] [Merina] Plectranthus madagascariensis (Pers.) Benth. (Lamiaceae). Plante à tubercules alimentaires, petits mais excellents |
Voambolana |
25 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (4/4) | 27 karepoka |
Sokajin-teny | 28 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
29 [1.196] Sens général : onomatopée : bruit que fait un bois tendre, non flexible, lorsqu'il craque. Savia platyrachis Baill. (Phyllanthaceae). Petit arbre à bois blanc, sans intérêt. L'écorce était utilisée pour préparer une teinture rouge. [Betsimisaraka] Phyllanthus erythroxyloides Müll.Arg.et Phyllanthus rhomboidalis (Baill.) Müll.Arg. (Phyllanthaceae). [Sakalava] |
Voambolana |
30 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 33 akarepok, karepoka, korepaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |