Teny iditra | 1 karetohina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Kaikerin' ny nify na ketohin' ny nify miaraka ka misy feo mitsako aterak' izany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#314] Que les dents saisissent avec bruit |
Fototeny | 5 karetoka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 hakaretony, haketronay, horaiketan, horaketina, ikaretohan, ikotrehana, karetohina, ketrahinao, niatrehako, nikaretoha, niretahako, niterahako |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |