Teny iditra karetsahina (karetsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Itsoriahana, asiana faingana, asiana tampoka vetivety: Nokaretsahin' ny fahavalo ny tanàna. / Nokaretsahiny totohondry ny lohan-janako [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : karetsahina, karetsahiko, karetsahinao, karetsahiny, karetsahintsika, karetsahinay, karetsahinareo, karetsahin', karetsahin-, karetsahim-, karetsahi-
Ny lasa : nokaretsahina, nokaretsahiko, nokaretsahinao, nokaretsahiny, nokaretsahintsika, nokaretsahinay, nokaretsahinareo, nokaretsahin', nokaretsahin-, nokaretsahim-, nokaretsahi-
Ny hoavy : hokaretsahina, hokaretsahiko, hokaretsahinao, hokaretsahiny, hokaretsahintsika, hokaretsahinay, hokaretsahinareo, hokaretsahin', hokaretsahin-, hokaretsahim-, hokaretsahi-
Filaza mandidy : karetsaho
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20