|
|
|
|

Teny iditra1  karetsahina
Fototeny  2  karetsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Itsoriahana, asiana faingana, asiana tampoka vetivety: Nokaretsahin' ny fahavalo ny tanàna. / Nokaretsahiny totohondry ny lohan-janako
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny karetsahina io

Fivaditsoratra  10  hakaretsany, hanatsikera, ikaretsahan, karetsahina, nikaretsaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21