Teny iditra | karetsika (ketsika) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fahasahiranana amin-draharaha: Tsy misy karetsika izany [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Embarras, tracas, tiraillement des affaires [1.3] | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny |
| |||
Teny iditra | karetsika | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Bruit des feuilles sèches sur lesquelles on marche. [1.19] | |||
Voambolana | Feo | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |