|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  karetsika
Fototeny  2  ketsika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fahasahiranana amin-draharaha: Tsy misy karetsika izany
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] embarras, tracas, tiraillement des affaires
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)8  karetsika
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.19] [Tankarana] bruit des feuilles sèches sur lesquelles on marche.
Voambolana  11  Feo

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11