|
|
|
|

Teny iditra1  karibonetra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Vovo-panafody fotsifotsy fandevonan-kanina, izay ataon' ny olona matetika amin' ny sakafo toy ny mangahazo mba hampahalemy azy na hampitombo azy hisavovona rehefa masaka
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] bicarbonate of soda
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] bicarbonate de soude
Voambolana  6  Simia
7  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31