Teny iditra karipetra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lamba na volom-biby matevina velarina amin' ny tany mba hatao fandiavana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A carpet [1.7]
Ny fihaviany Anglisy: carpet.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31