Teny iditra | 1 kase |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fingotra, matetika boribory, misy sary sy soratra mivohitra ka nony atomboka amin' ny taratasy dia mamela sary na soratra eo araka ny nanaovana azy (tombo-kase) Ny sary sy soratra voafindra amin' ny taratasy (fitombo-kase). (Matetika ilay tsy mandeha irery io teny io fa miaraka amin' ny teny hoe tomboka na fitomboka) |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a stamp, a seal |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] cachet, empreinte de cachet |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 8 kase, kesa, seka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |