| Teny iditra | 1 kasia |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fomba fivoizana ny botry raha rohizana amin' ny sisin' ny botry ny fivoy ka voizina miamboho izy.
[Sakalava]
[1.1] |
| Voambolana | 4 Fifamoivoizan-tsambo |
| Kamban-teny rehetra | 5 manao kasia |
| Fivaditsoratra | 6 akasy, 7 akisa, Akisa, 8 asika, 9 isaka, Isaka, 10 kasay, kasia, 11 saika, 12 Sakay, sakay, 13 sakia, 14 siaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/06 |
|