Teny iditra | 1 kasikasy |
Fototeny | 2 kasy |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasikasy io zanakao lahiaivo io 5 [2.285] Kevokevoka, dedadedaka ary ny isehoan' izany dia eo amin' ny endrika na ny fitafiana |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] vain, showy |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] orgueilleux |
Ohatra |
8 Tsy mba tian-dRazaimalala akory, hono, izany kasikasy amboamboaran-Renilezo azy izany, ka matetika izy mianaka no mifamaly. [2.324#] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 14 kasy |
Fivaditsoratra | 15 kasikasy, kisakisa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |