|
|
|
|

Teny iditra1  katesizy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] (Fivavahana katolika) Fampianarana ny fotopototry ny finoana kristianina. Boky kely misy ny fotopototry ny fampianarana sy fitsipi-pitondran-tena kristianina
Voambolana  4  Fivavahana, finoana
Tsipelina hafa  5  katekisma

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12