Teny iditra katibo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] Olona mpitahiry sy mpitandrina ny sorabe, ka olona mahay mamaky sy manoratra izy io ary fantatra marina ny mahataranak' Arabo azy marindrano [Rajemisa 1985]
Ny fihaviany Arabo: katibun.

2009/09/01