Teny iditra katibo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Olona mpitahiry sy mpitandrina ny sorabe, ka olona mahay mamaky sy manoratra izy io ary fantatra marina ny mahataranak' Arabo azy marindrano [1.1]
Ny fihaviany Arabo: katibun.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31