|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  katita
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Kalita, tsy azo itokiana loatra fa mpandaingalainga
Sampanteny 
4  Anarana :

Teny iditra (2/2)5  katita
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Kely be hatsikana, mpandaingalainga kely
Tovy hevitra  8  kateta

Fivaditsoratra  9  katita, kitata, tatàky

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31