Teny iditra (1/3) | 1 katraka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Feo heno mikepoka amin' ny fianjeran' ny zavatra mafy anankiray amin' ny zavatra mafy iray hafa |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] bruit d'un corps dur tombant ou frappant sur un autre; bruit d'une respiration gênée, comme celle d'un poitrinaire, d'un mourant; action de frapper avec bruit |
Voambolana |
5 Feo |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 11 katraka |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.78] [Taisaka]
karazan-dolo (bibikely) |
Voambolana |
14 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Teny iditra (3/3) | 15 katraka |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.60#161] chef, patron |
Fivaditsoratra | 18 akatrak, katraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |