|
|
|
|

Teny iditra1  katraoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Feo re avy amin' ny tongo-tsoavaly na ny kiraro mandeha amin' ny tany mafy na vato.
Voambolana  4  Feo
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  9  akatrako, akatraok, akatroka, akotràka, karatoka, katraoka, korataka, takaroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21