|
|
|
|

Teny iditra1  katrohana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Donina: Nokatrohan' ilay fiarabe ny fiarakelinay ka nivadika
Asiana: Nokotrohany totohondry ny oron-janany ka vaky ra
Hanina, atao amin-joto sy amin-kafanam-po: Nokatrohan' ny adalavavy ny vary iray lovia be makadiry ka najifa tery ~ Nokatrohan' izy telo lahy ny tanimbary ao ambany atsimo ka vita vetivety foana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be bumped or banged against
to be done with zele and effort
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] contre quoi on se heurte, qu'on heurte
qu'on fait avec zèle
Fototeny  6  katroka
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  hakotrana, hanakotra, hanatroka, hanokatra, harantako, katrohana, nokatraha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21