Teny iditra | katroky | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Fanaovana [1.78] | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Action de faire, de s'occuper de... [1.82] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | katroky | |||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Mampitehinana, mampitelin-drora [1.78] | |||
Fivaditsoratra | katroky, kitroka, kotrika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |