|
|
|
|

Teny iditra katsa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny atao hoe katsa dia fizarana isa iray amin' ny iray hafa ka tsy misy ambiny ny fizarana [1.1]
Voambolana 

Teny iditra katsa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Tatouage ; dessins sur poterie. (alàma). [1.19]

Teny iditra katsa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Fitoeran-tsotro [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31