|
|
|
|

Teny iditra1  katsahina
Fototeny  2  katsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tadiavina (zavatra ambony na zavatra sarotra azo): Vady hendry katsahina
Karohina, atao izay hahitana azy: Nokatsahin' ny polisy ilay mpangalatra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be searched for, to be sought
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on cherche
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  ahantsika, hakatsany, hanatsika, hanitsaka, hantsakai, hasintaka, hatsikana, hitsakana, ikatsahan, katsahina, nahatsika, nahitsaka, nikatsaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21