Teny iditra (1/3) | 1 katsakatsa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Korintsana vita amin' ny kapoaka na zavatra hafa mitovitovy aminy nasiana vato kely na voa madinika (any amin' ny faritanin' i Toliary no mampiasa azy) |
Teny iditra (2/3) | 4 katsakatsa |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.19] [Tankarana]
ordures. |
Teny iditra (3/3) | 7 katsakatsa |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.196] Onomatopée : allusion au bruit que font les graines à l'intérieur des gousses sèches quand on agite les branches. Sesbania bispinosa (Jacq.) W. F. Wight (Fabaceae). Espèce commune dans tout l'Ouest au bord des chemins et près des habitations. [Sakalava]
|
Voambolana |
10 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 12 katsakatsa, tsakatsaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |