|
|
|
|

Teny iditra1  katsentsitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] ilazana izay mivelona ao amin'ny hafa
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] parasite
Ohatra  5  Ny dikin'ny olona iray misy amiba dia feno ireo katsentsitra kely ireo antapitrisany maro. [2.424#]
Voambolana  6  Haiaina
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12