Teny iditra (1/3) | 1 katsomanta |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [Betsimisaraka]
Tehina lava be marani-doha atao solon-defona |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.19] [Tankarana]
pieu pointu, lance. (jàndrana). |
Teny iditra (2/3) | 5 katsomanta |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Tsilalao misy vy maranitra kely ny lohany |
Teny iditra (3/3) | 8 katsomanta |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.196] (le sens général de ce mot est pointu, acéré). Kaliphora madagascariensis Hook. f. (Montiniaceae). Arbuste à écorces utilisées comme purgatif. Encore appelé kipantsizona, kipantsongona, etc. [Merina]
11 [Sihanaka] |
Voambolana |
12 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 14 katsomanta, tsakomanta |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |