Teny iditra kazana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mafy, maozatra [Rajemisa 1985]

Teny iditra kazana
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] requin. [David 1952 (takila K)]
Voambolana 

Teny iditra kazaña
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] raibe na reniben'ny ray aman-dreny [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

2017/03/10