Teny iditra | 1 kehana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fikohafana kely ho mariky ny fanakanana olona mba tsy hanao zavatra iray tsy tsara na tsy tokony hataony, kohona 4 Fihetsika mitory hambo na fihamboana [1.1] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |