Teny iditra | 1 kejokejoina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Kolikolena, ngolingolena: Nokejokejoin' ny naman-dratsy izy ka niala tamin' ny raharahany |
Fototeny | 4 kejokejo |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 akejokejony, kejokejoina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |