|
|
|
|

Teny iditra1  kejokejoina
Fototeny  2  kejokejo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Kolikolena, ngolingolena: Nokejokejoin' ny naman-dratsy izy ka niala tamin' ny raharahany
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  akejokejony, kejokejoina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05