Teny iditra | 1 kekerina |
Fototeny | 2 kekitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ketohina amin' ny nify: Nokekerin' ilay saka ratsy iny ny tanan-janako Tsindronina: Nokekerin' ny moka ny handriko Hanina: Kekerin' ny olitra mafy aho izany Raisina amin' ny nify: Raha tsy voavaha amin' ny tanana, kekero ho afaka io lady io |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be bitten, to be stung |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qui est piqué, qui est mordu |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 11 kaikerina |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny kekerina io |
Fivaditsoratra | 13 kekerina, kinerake |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |